Reactions to story from Global Voices amin´ny teny malagasy
Japàna : Fandaharana mitatitra ny famonoana ho faty ara-pitsarana, nalefa 53 taona taty aoriana
http://mg.globalvoicesonline.org/ 2008/ 05/ 10/ 942/
Horoampeo sy horonantsary izay nalaina nandritra ny famonoana ho faty ara-pitsarana notanterahina tany Japàna 53 taona lasa izay no nalefan'nyradio Nippon Cultural Broadcasting tamin'ny 6 May sy ny fandaharana Super Morning show-n'ny fahitalavitra Asahi tamin'ny 29 Aprily, no namoha ny fota-mandrin'ny Famonoana ho faty ara-pitsarana any Japàna eo anivon'ireo mpiblaogy. Ny horonampeo izay maharitra 50 minitra dia ahenoana ny fotoana farany amin'ny androm-piainan'ny gadra iray izay tsy notononina ny anarany ao amin'ny “lalantsaran'ny famonoana” [lalantsara itobian'ireo rehetra izay voaheloka ho
More rising blog posts
-
Entertainment »
Haruo Suekichi's steampunk watches actually for sale -
Business »
As the Write-Downs Wind Down, New Deals Appear in the CDO Market -
Lifestyle »
Audi R8 to get 5.2L V10 from RS6 Avant, minus the turbos -
Politics »
Good Timing For Jim Webb -
Sports »
Specter wants 'Mitchell Report' for Spygate -
Technology »
MSI Wind Gets Final Specs, Packs an Atom [Umpc]
More rising news stories
-
Entertainment »
Girl will lose her legs to gain freedom -
Business »
What women want: Her favorite vehicles -
Lifestyle »
$4 gas seen throughout California -
Politics »
Gaza Rocket Strikes Israeli Shopping Mall, 14 Injured -
Sports »
West's Dominance Lifts Hornets to 3-2 Lead -
Technology »
Our Economic U-Turn
Recent posts from Global Voices amin´ny teny malagasy
-
Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey
1 hour ago -
Afrika: Vaovao momba ny lamaody afrikana
2 hours ago -
Libanona: ady ivelan'ny fisamatsamahana ara-pivavahana
2 hours ago